Isaia 45:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia homeko anao ny harena voatahiry ao amin’ny haizina,Sy ny harena afenina ao amin’ny toerana miafina.+Amin’izay ho fantatrao fa izaho no Jehovah,Ilay Andriamanitry ny Israely, izay miantso anao amin’ny anaranao.+ Jeremia 50:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Hisy sabatra hamely an’ireo soavaliny sy ny kalesy fitondrany miadyAry ny hafa firenena rehetra ao aminy,Ka ho lasa toy ny vehivavy+ izy ireny. Hisy sabatra hamely ny harenany ka horobaina ireny.+
3 Dia homeko anao ny harena voatahiry ao amin’ny haizina,Sy ny harena afenina ao amin’ny toerana miafina.+Amin’izay ho fantatrao fa izaho no Jehovah,Ilay Andriamanitry ny Israely, izay miantso anao amin’ny anaranao.+
37 Hisy sabatra hamely an’ireo soavaliny sy ny kalesy fitondrany miadyAry ny hafa firenena rehetra ao aminy,Ka ho lasa toy ny vehivavy+ izy ireny. Hisy sabatra hamely ny harenany ka horobaina ireny.+