Isaia 48:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+ Apokalypsy 18:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+