FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+

      Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+

      Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,

      Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’

  • Salamo 94:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+

      Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!

  • Isaia 34:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa manana andro famaliana i Jehovah,+

      Dia taona hamaliana ny ratsy natao tamin’i Ziona.+

  • Jeremia 50:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Antsoy hamely an’i Babylona ny mpandefa zana-tsipìka,

      Dia izay rehetra manomana* tsipìka.+

      Mitobia manodidina azy, ary aza avela hisy handositra.

      Valio araka ny nataony izy.+

      Hoatr’izay nataony ihany atao aminy.+

      Fa nirehareha nanohitra an’i Jehovah izy,

      Nanohitra an’Ilay Masin’ny Israely.+

  • Apokalypsy 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara