FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Izao kosa no lazain’i Jehovah momba an’ireo aviavy ratsy, izay tsy azo hanina satria ratsy loatra:+ “Hoatran’ireo no ho fahitako an’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda, sy ireo andrianany, ary ny mponin’i Jerosalema sisa tavela eto amin’ity tany ity sy ireo mipetraka any Ejipta.+

  • Jeremia 34:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary i Zedekia mpanjakan’ny Joda sy ny andrianany, dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy* ary ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona,+ izay efa niala teo aminareo ka tsy nanafika anareo indray.’+

  • Jeremia 37:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia naniraka olona haka an’i Jeremia i Zedekia Mpanjaka. Ary nanontany azy mangingina tao an-tranony*+ ny mpanjaka hoe: “Niteny zavatra taminao ve i Jehovah?” Dia namaly i Jeremia hoe: “Ie!” Hoy ihany izy: “Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ianao!”+

  • Jeremia 38:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa raha tsy mitolo-batana* any amin’ireo andrianan’ny mpanjakan’i Babylona kosa ianao, dia ho resin’ny Kaldeanina ity tanàna ity ka hodorany,+ ary tsy ho afa-mandositra azy ireo ianao.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara