Jeremia 32:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah, tamin’ny taona faha-10 nanjakan’i Zedekia mpanjakan’ny Joda, izany hoe tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Nebokadnezara.*+
32 Nampita ny teniny tamin’i Jeremia i Jehovah, tamin’ny taona faha-10 nanjakan’i Zedekia mpanjakan’ny Joda, izany hoe tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Nebokadnezara.*+