Jeremia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nahazo hafatra momba ny vahoakan’ny Joda rehetra i Jeremia, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.
25 Nahazo hafatra momba ny vahoakan’ny Joda rehetra i Jeremia, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.