Jeremia 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Fa adala ny vahoakako.+Tsy miraharaha ahy izy ireo. Zanaka tsisy saina izy ireo sady tsy mahay na inona na inona. Raha ny hanao ratsy dia tena mahay* izy,Fa ny hanao ny tsara kosa tsy hainy.”
22 “Fa adala ny vahoakako.+Tsy miraharaha ahy izy ireo. Zanaka tsisy saina izy ireo sady tsy mahay na inona na inona. Raha ny hanao ratsy dia tena mahay* izy,Fa ny hanao ny tsara kosa tsy hainy.”