-
Salamo 95:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nandritra ny 40 taona no nankaloiloy ahy izany taranaka izany, ka nilaza aho hoe:
“Vahoaka mafy loha ireo sady tsy manao afa-tsy izay tiany foana;
Tsy fantany ny lalako.”
-
-
Jeremia 11:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina, fa mbola samy nikiry nanaraka ny fo ratsiny+ ihany. Koa notanterahiko tamin’izy ireo ny teny rehetra ato amin’ity fifanekena ity, izay nasaiko narahiny nefa tsy narahiny.’”
-