-
Fitomaniana 1:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Mitomany aho noho izany rehetra izany.+ Mirotsaka ny ranomasoko.
Fa lavitra ahy daholo ny olona afaka mampionona na mampahery ahy.
Tsy manana fanantenana intsony ny zanako lahy, fa ny fahavalo no nandresy.
-