FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lasa babo koa ny Vata masin’Andriamanitra, ary maty izy mirahalahy zanak’i Ely, dia i Hofinia sy Finehasa.+

  • Salamo 78:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Nafoiny ilay tranolay masina tao Silo+ tamin’ny farany,

      Dia ilay tranolay nonenany teo amin’ny olona.+

  • Jeremia 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 dia hataoko hoatran’i Silo+ ity trano ity, ary hampiasa ny anaran’ity tanàna ity ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany rehefa manozona.’”’”+

  • Jeremia 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nahoana ianao no maminany amin’ny anaran’i Jehovah hoe: ‘Ho lasa hoatran’i Silo ity trano ity, ary ity tanàna ity ho rava ka tsy hisy mponina intsony’?” Dia nitangoronan’ny olona rehetra i Jeremia, tao an-tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara