-
Jeremia 23:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Koa halama sy ho maizina+ ny lalana izoran’izy ireo.
Hisy hanosika izy ireo, ka ho lavo.
Fa hahatonga loza aminy aho,
Amin’ny taona hanasaziana azy”, hoy i Jehovah.
-