-
Jeremia 13:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Omeo voninahitra i Jehovah Andriamanitrareo,
Dieny mbola tsy mahatonga haizina izy
Ary dieny mbola tsy tafintohina eny an-tendrombohitra ny tongotrareo rehefa maizimaizina ny andro.
-