-
Isaia 59:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izany no mahatonga ny rariny ho lavitra anay,
Sy ny fahamarinana tsy hahatratra anay.
Manantena hazavana foana izahay nefa haizina no hitanay,
Ary manantena andro mazava nefa mbola mandeha ao anatin’ny haizim-pito ihany.+
-