Salamo 79:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao,+ Andriamanitra ô!Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato mivangongo i Jerosalema.+ Jeremia 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Naminany i Mika+ avy any Moreseta tamin’ny andron’i Hezekia+ mpanjakan’ny Joda, ka nilaza tamin’ny vahoakan’ny Joda rehetra hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hasaina hoatran’ny saha i Ziona,Ho lasa korontam-bato mivangongo i Jerosalema,+Ary ny tendrombohitra misy an’ilay Trano* dia ho toy ny toerana avo any an’ala.”’*+
79 Nidiran’ireo firenena ny lovanao,+ Andriamanitra ô!Nolotoiny ny tempolinao masina,+Ary nataony korontam-bato mivangongo i Jerosalema.+
18 “Naminany i Mika+ avy any Moreseta tamin’ny andron’i Hezekia+ mpanjakan’ny Joda, ka nilaza tamin’ny vahoakan’ny Joda rehetra hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hasaina hoatran’ny saha i Ziona,Ho lasa korontam-bato mivangongo i Jerosalema,+Ary ny tendrombohitra misy an’ilay Trano* dia ho toy ny toerana avo any an’ala.”’*+