25 Dia nanao hira fisaonana an’i Josia i Jeremia.+ Ary mbola mihira momba an’i Josia foana ny mpihira lahy sy vavy+ rehetra hatramin’izao, rehefa manao hira fisaonana. Lasa natao fanao koa ny nihira an’ireny hira ireny teo amin’ny Israely, ka nosoratana ho anisan’ny hira fisaonana ireny.