-
Jeremia 9:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:
‘Aoka ianareo hisaina tsara.
Antsoy ireo vehivavy mpanao hira fisaonana,+
Ary ampanantsoy koa ireo vehivavy efa za-draharaha,
-
Jeremia 9:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Mihainoa ny tenin’i Jehovah ianareo vehivavy.
Aoka ianareo hanongilan-tsofina amin’ny teny aloaky ny vavany.
Ampianaro an’ity hira fisaonana ity ny zanakareo vavy,
Ary samia mampianatra azy io amin’ny namany avy.+
-
-
-