-
Jeremia 7:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “Hetezo ny volonao lava* ka ario. Manaova hira fisaonana eny amin’ny havoana mangadihady. Sady nolavin’i Jehovah mantsy ilay taranaka mampahatezitra mafy azy no efa hafoiny.
-