FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Misy miantsoantso azy ireo hoe: “’Ndeha mandeha any! Maloto! ’Ndeha mandeha any! ’Ndeha mandeha any! Aza mikasika anay!”

      Fa lasa tsy nanan-kialofana izy ireo ka nirenireny.

      Hoy ny olona tany amin’ireo firenena: “Tsy afaka miara-mipetraka amintsika* eto ireny.+

  • Mika 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mandehana fa tsy fonenanareo intsony eto.

      Noho ny fahalotoana,+ dia tonga ny fandringanana, ary ho mafy be ilay fandringanana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara