Deoteronomia 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hataon’i Jehovah resin’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no handehananao rehefa hanafika azy ireo ianao, fa lalana fito kosa no handosiranao azy. Hihorohoro ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita an’izay manjo anao.+ Deoteronomia 28:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Tsy hiadana mihitsy ianao any amin’ireo firenena ireo,+ sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mitebiteby ny fonao any,+ sady ho reraka ny masonao ary ho kivy be ianao.+
25 Hataon’i Jehovah resin’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no handehananao rehefa hanafika azy ireo ianao, fa lalana fito kosa no handosiranao azy. Hihorohoro ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita an’izay manjo anao.+
65 Tsy hiadana mihitsy ianao any amin’ireo firenena ireo,+ sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mitebiteby ny fonao any,+ sady ho reraka ny masonao ary ho kivy be ianao.+