Salamo 99:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mpanjaka mahery izy sady tia rariny.+ Nataonao mafy orina ny fahitsiana. Nampihatra ny rariny sy ny hitsiny+ tamin’i Jakoba ianao. Hosea 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay be fitiavana sy tsy mivadika* mantsy no ankasitrahako, fa tsy izay manao sorona,Ary ny olona mahalala an’Andriamanitra, fa tsy izay manao fanatitra dorana manontolo.+ Mika 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Mpanjaka mahery izy sady tia rariny.+ Nataonao mafy orina ny fahitsiana. Nampihatra ny rariny sy ny hitsiny+ tamin’i Jakoba ianao.
6 Izay be fitiavana sy tsy mivadika* mantsy no ankasitrahako, fa tsy izay manao sorona,Ary ny olona mahalala an’Andriamanitra, fa tsy izay manao fanatitra dorana manontolo.+