-
Amosa 3:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 “Henoy izao teny nolazain’i Jehovah momba anareo izao, ry vahoakan’Israely ô, dia teny momba ilay fianakaviana manontolo izay nentiny niakatra avy tany Ejipta:
2 ‘Ianareo ihany no fantatro tamin’ny fianakaviana rehetra eny ambonin’ny tany.+
Koa hosaziko ianareo noho ny fahadisoana rehetra nataonareo.+
-