FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 9:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nandika ny Lalànao daholo ny Israely rehetra, sady tsy nankatò ny teninao. Koa nampiharinao taminay ny ozona sy ny fianianana voasoratra ao amin’ny Lalàn’i Mosesy mpanomponao,+ satria nanota taminao izahay. 12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.

  • Hosea 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Miady amin’ny Joda any amin’ny fitsarana i Jehovah.+

      Hataony ampamoaka i Jakoba noho ny ratsy nataony,

      Ary hovaliany araka izay nataony.+

  • Amosa 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izany àry no haveriko aminao, ry Israely ô!

      Izany mihitsy no hataoko aminao,

      Ka miomàna hifanatrika amin’ny Andriamanitrao, ry Israely ô!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara