-
Deoteronomia 1:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
1 Ireto ny tenin’i Mosesy tamin’ny Israely rehetra tao amin’ny faritr’i Jordana, tany an-tany efitra, teny amin’ny lemaka karakaina tandrifin’i Sofa, anelanelan’i Parana, Tofela, Labana, Hazerota, ary Dizahaba.
-