-
Jeremia 4:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Heno hoe nisy fandravana nisesisesy,
Satria rava ilay tany manontolo.
Rava tampoka ny tranolaiko,+
Rava tao anatin’ny indray mipy maso.
-