Jeremia 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Maminany lainga ny mpaminany,+Ary manampatra fahefana ny mpisorona. Dia tian’ny vahoakako erỳ izany!+ Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny farany?”
31 Maminany lainga ny mpaminany,+Ary manampatra fahefana ny mpisorona. Dia tian’ny vahoakako erỳ izany!+ Koa ahoana no hataonareo rehefa tonga ny farany?”