FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 79:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Nataon’ny mpiara-monina aminay afa-baraka izahay;+

      Maneso sy manaraby anay ny manodidina anay.

  • Jeremia 48:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ‘Ataovy izay hahamamo azy,+ fa mirehareha manohitra an’i Jehovah izy.+

      Mihosinkosina ao anaty loany i Moaba,

      Ary ataon’ny olona fihomehezana.

  • Ezekiela 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia izao lazaina momba ny Amonita: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony. Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Rehefa nozimbazimbaina ny toerako masina, sady lasa tsy misy mponina ny tanin’ny Israely, ary natao sesitany ny taranak’i Joda, dia nilaza ianao hoe: ‘Tsara ho azy izay!’

  • Zakaria 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tezitra be aho, tezitra be amin’ireo firenena mieritreritra hoe milamina ny taniny.+ Tezitra kely ihany aho mantsy taloha,+ nefa izy ireo vao mainka nampitombo ny loza.”’+

  • Zakaria 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara