FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hataoko izay hahatonga anareo tsy hirehareha sy tsy ho mafy loha intsony. Ary hataoko toy ny vy ny lanitrareo,+ ary toy ny varahina ny taninareo.

  • Zefania 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Amin’izany andro izany, dia tsy hatao afa-baraka ianao,

      Na teo aza ny zava-drehetra nataonao tamin’ianao nikomy tamiko.+

      Hesoriko tsy ho eo aminao mantsy ny olona mirehareha sy miavonavona.

      Dia tsy hirehareha eo amin’ny tendrombohitro masina intsony ianao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara