FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Nanao fahotana lehibe i Jerosalema,+

      Ka lasa zava-maharikoriko.

      Izay rehetra zatra nanome voninahitra azy dia lasa manao tsinontsinona azy izao, satria hitan’izy ireo ny fitanjahany.+

      Na izy aza miferinaina+ sady mihodina tsy mahajery olona satria menatra.

  • Ezekiela 16:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Angoniko daholo àry ny lehilahy niarahanao izay nomenao fahafinaretana, izany hoe izay rehetra tianao sy nankahalainao. Hangoniko avy eny amin’ny manodidina rehetra eny izy ireo mba hanohitra anao. Dia haharihariko amin’izy ireo ny fitanjahanao, ka ho hitany hoe mitanjaka tanteraka+ ianao.

  • Ezekiela 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia hamely anao ireny satria halany ianao. Ho lasany daholo izay nisasaranao,+ ary havelany mitanjaka sy miboridana eo ianao. Hatao miharihary ilay fitanjahanao mahamenatra tamin’ianao nijangajanga sy nanana fitondran-tena mamoafady ary nivaro-tena.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara