FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+

      Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,

      Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra!

      Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+

      Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,

      Ary efa nanome lamosina azy.

  • Isaia 59:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Tsy izany, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo.+

      Ny fahotanareo ihany koa no mahatonga azy hanafina ny tarehiny tsy ho hitanareo,

      Ka tsy mety mihaino anareo izy.+

  • Ezekiela 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Meloka ianao fa nandatsa-dra,+ ary lasa maloto ianao fa nanao sampy maharikoriko.+ Nataonao tapitra haingana ny andronao, ary efa tonga koa ny taona hanasaziana anao. Hataoko afa-baraka eo amin’ireo firenena àry ianao, sady hesoesoin’ny tany rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara