Levitikosy 26:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hopotehiko ny toerana avo masina eo aminareo,+ horavako ny fandoroana emboka manitra, ary hataoko mivangongo eo ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+ Ary ho tofoka aminareo aho ka hiala aminareo.+ Ezekiela 23:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Nanitsakitsa-bady*+ izy roa vavy, ary nandatsa-dra. Nanitsakitsa-bady izy satria nanompo an’ireo sampiny maharikoriko. Tsy izay ihany anefa fa nodorany tao anaty afo koa ny zanany naterany tamiko, ka nataony sakafon’ireny sampiny ireny.+
30 Hopotehiko ny toerana avo masina eo aminareo,+ horavako ny fandoroana emboka manitra, ary hataoko mivangongo eo ambonin’ny fatin’ny sampinareo maharikoriko* ny fatinareo.+ Ary ho tofoka aminareo aho ka hiala aminareo.+
37 Nanitsakitsa-bady*+ izy roa vavy, ary nandatsa-dra. Nanitsakitsa-bady izy satria nanompo an’ireo sampiny maharikoriko. Tsy izay ihany anefa fa nodorany tao anaty afo koa ny zanany naterany tamiko, ka nataony sakafon’ireny sampiny ireny.+