Ezekiela 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Naloto ianao satria nanana fitondran-tena mamoafady.+ Niezaka nanadio anao aho nefa tsy nety nadio ianao, ka tsy afaka ny fahalotoanao. Tsy hadio intsony ianao raha tsy efa afaka ny hatezerako aminao.+
13 “‘Naloto ianao satria nanana fitondran-tena mamoafady.+ Niezaka nanadio anao aho nefa tsy nety nadio ianao, ka tsy afaka ny fahalotoanao. Tsy hadio intsony ianao raha tsy efa afaka ny hatezerako aminao.+