-
Josoa 7:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Raha henon’ny Kananita sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity izany, dia hanodidina anay izy ireo ka hofoanany tsy ho eto an-tany ny anaranay. Dia hataonao ahoana ny anaranao be voninahitra?”+
-
-
Salamo 25:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Noho ny anaranao, Jehovah ô,+
Dia mamelà ny fahadisoako, na dia lehibe aza izany.
-