-
Salamo 143:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Noho ny anaranao, Jehovah ô, dia tsimbino ny aiko!
Afaho amin’ny fahoriako aho, satria manao ny rariny ianao.+
-
-
Ezekiela 36:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Lazao amin’ny taranak’Israely àry hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tsy noho ianareo no hanaovako an’izany, ry taranak’Israely ô, fa noho ny anarako masina. Nozimbazimbainareo tany amin’ireo firenena nandehananareo mantsy ny anarako masina.”’+
-