Jeremia 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Fa ianao kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka na miangavy amiko ho azy,+ fa tsy hihaino anao aho.+ Jeremia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Fa ianao* kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka ho azy,+ fa tsy hihaino aho rehefa miantso ahy izy ireo noho ny loza manjo azy.
16 “Fa ianao kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka na miangavy amiko ho azy,+ fa tsy hihaino anao aho.+
14 “Fa ianao* kosa, aza mivavaka ho an’ity vahoaka ity. Aza mitaraina na mivavaka ho azy,+ fa tsy hihaino aho rehefa miantso ahy izy ireo noho ny loza manjo azy.