Jeremia 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa ataoko toy ny tanàna voaro mafy ianao androany,Ary ataoko toy ny andry vy sy manda varahina mba ho vitanao ny hiatrika an’ilay tany manontolo,+Dia ireo mpanjakan’ny Joda, sy ny andrianany,Sy ny mpisorony, ary ny vahoakany.+ Ezekiela 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra ny handrinao, izany hoe mbola mafy noho ny vatoafo.+ Aza matahotra azy na mihorohoro amin’ny endriny,+ fa taranaka mpikomy izy.”
18 Fa ataoko toy ny tanàna voaro mafy ianao androany,Ary ataoko toy ny andry vy sy manda varahina mba ho vitanao ny hiatrika an’ilay tany manontolo,+Dia ireo mpanjakan’ny Joda, sy ny andrianany,Sy ny mpisorony, ary ny vahoakany.+
9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra ny handrinao, izany hoe mbola mafy noho ny vatoafo.+ Aza matahotra azy na mihorohoro amin’ny endriny,+ fa taranaka mpikomy izy.”