-
Ezekiela 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia ataoko mafy hoatran’ny tarehin’izy ireo ny tarehinao, ary ataoko mafy hoatran’ny handriny ny handrinao.+
-
-
Mika 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Fa izaho kosa feno hery avy amin’ny fanahin’i Jehovah,
Ka lasa manao ny rariny sady be herim-po,
Mba hilaza amin’i Jakoba hoe mikomy izy, ary amin’i Israely hoe manota izy.
-