FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 1:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa ataoko toy ny tanàna voaro mafy ianao androany,

      Ary ataoko toy ny andry vy sy manda varahina mba ho vitanao ny hiatrika an’ilay tany manontolo,+

      Dia ireo mpanjakan’ny Joda, sy ny andrianany,

      Sy ny mpisorony, ary ny vahoakany.+

      19 Tsy maintsy hiady aminao izy ireo,

      Nefa tsy haharesy anao,

      Satria ‘ho eo foana aho+ mba hamonjy anao’, hoy i Jehovah.”

  • Jeremia 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Ataoko toy ny manda varahina voaro mafy ianao ho an’ity vahoaka ity.+

      Tsy maintsy hiady aminao izy ireo,

      Nefa tsy haharesy anao,+

      Satria ho eo foana aho, mba hamonjy sy hanafaka anao”, hoy i Jehovah.

  • Mika 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa izaho kosa feno hery avy amin’ny fanahin’i Jehovah,

      Ka lasa manao ny rariny sady be herim-po,

      Mba hilaza amin’i Jakoba hoe mikomy izy, ary amin’i Israely hoe manota izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara