Genesisy 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hanampy anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia haveriko eto amin’ity tany ity indray ianao.+ Tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nampanantenaiko anao.”+ Eksodosy 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.” Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
15 Hanampy anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia haveriko eto amin’ity tany ity indray ianao.+ Tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nampanantenaiko anao.”+
12 Dia hoy Andriamanitra: “Hanampy anao aho!+ Ary izao no famantarana hahalalanao fa izaho no naniraka anao: Hanompo an’ilay tena Andriamanitra eto amin’ity tendrombohitra ity ianareo,+ rehefa tafavoakanao avy any Ejipta ny vahoaka.”
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+