-
Nehemia 9:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Na dia nampirisika azy hiverina hanaraka ny Lalànao aza ianao, dia mbola sahisahy ratsy ihany izy ireo, ka tsy nety nihaino ny didinao.+ Nanota izy ireo satria tsy nanaraka ny fitsipikao, izay mahavelona ny olona mankatò azy.+ Mbola mafy loha ihany izy ireo ka tsy niraharaha anao, fa nanamafy hatoka sady tsy nety nihaino.
-
-
Jeremia 6:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Toy ny varahina sy vy izy ireo,
Sady mpanao ratsy daholo.
-