FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Hahita loza ireo zanaka mafy loha”,+ hoy i Jehovah,

      “Dia izay manatanteraka izay kasainy hatao, fa tsy izay kasaiko hatao,+

      Sy manao fifanekena,* nefa tsy notarihin’ny fanahiko,

      Ka vao mainka mitombo ny fahotany.

  • Isaia 48:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fantatro mantsy fa mafy loha ianao.

      Vy ny hozatry ny hatokao ary varahina ny handrinao.+

  • Jeremia 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mafy loha sy mpikomy anefa ity vahoaka ity.

      Nivily lalana izy ireo ary nandeha tamin’izay lalana tiany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara