-
Ezekiela 6:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Lazao aminy hoe: ‘Ry tendrombohitr’i Israely ô, henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’ireo tendrombohitra sy havoana sy renirano ary lohasaha: “Hamely anareo amin’ny sabatra aho, ary horavako ny toerana avo eo aminareo.
-