FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hahatonga loza amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho, araka ny teny rehetra ao amin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.+ 17 Niala tamiko izy ireo ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany+ rehetra. Ho tezitra amin’ity toerana ity àry aho ka ho toy ny afo tsy mety maty ny hatezerako.’”+

  • Isaia 65:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anisan’izay mahafoy an’i Jehovah+ anefa ianareo,

      Dia izay manadino ny tendrombohitro masina,+

      Sy manomana latabatra ho an’ny andriamanitry ny Vintana,

      Ary mameno kaopy amin’ny divay misy fangarony ho an’ny andriamanitry ny Lahatra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara