FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 28:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nangonin’i Ahaza koa ny fitaovana tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra dia nopotipotehiny,+ ary nohidiany ny varavaran’ny tranon’i Jehovah.+ Nanamboatra alitara ho an’ny andriamani-kafa koa izy, ka nataony teny amin’ny zoron-dalana rehetra tao Jerosalema ireny.

  • 2 Tantara 34:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fa niala tamiko+ izy ireo ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’andriamani-kafa, mba hampahatezitra ahy+ amin’izay rehetra nataony. Hanampatra ny hatezerako eto amin’ity toerana ity àry aho, ka ho toy ny afo tsy mety vonoina ny hatezerako.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara