FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+

      Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe:

  • Jeremia 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Idiran-doza aho, ry Neny, fa niteraka ahy ianao.+

      Mila vaniny amiko sy mila ady amiko daholo ny olona rehetra eto amin’ity tany ity.

      Tsy mba nampisambo-bola aho na nindram-bola,

      Nefa manozona ahy izy rehetra.

  • Jeremia 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fantatrao ny manjo ahy, Jehovah ô!

      Mba tsarovy aho, ka tsinjovy.

      Valio ny mpanenjika ahy noho izay nataony tamiko.+

      Aza avela ho fatiny* aho noho ianao tsy mora tezitra.

      Fantaro fa noho ny aminao no mahatonga ahy hisy handatsa hoatr’izao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara