11 Koa miredareda ato anatiko ny fahatezeran’i Jehovah,
Ka reraka mitana an’izany aho.”+
“Anamparo ny hatezeranao ny ankizy eny an-dalana,+
Sy ny andiana tovolahy mitangorongorona.
Samy ho lasa babo daholo na ny lehilahy na ny vadiny,
Na ny lehilahy efa be taona na ny efa antitra be.+