FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+

      Anaro ny mpampijaly,

      Arovy ny zon’ny kamboty ray,

      Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+

  • Jeremia 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no lazain’i Jehovah: “Manaova ny rariny sy ny hitsiny. Vonjeo eo an-tanan’ilay manambaka azy izay ambakaina. Aza mampijaly an’ireo hafa firenena monina eo aminareo, ary aza mampahory ny kamboty ray na ny mpitondratena.+ Aza mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eto amin’ity toerana ity.+

  • Ezekiela 22:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nanambaka olona ny vahoaka, sady naka an-keriny fananan’olona.+ Nampijaliny ny sahirana sy ny mahantra, ary nambakainy ny vahiny tao aminao sady tsy mba nomeny rariny.’

  • Mika 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mitsiriritra saha sy tranon’olona izy ireo,+

      Dia maka an’ireny an-keriny.

      Manambaka lehilahy izy mba hahazoana ny tranony,+

      Sy mba hahazoana ny lovany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara