FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Aza manao ny tsy rariny rehefa mitsara. Aza miandany amin’ny mahantra satria hoe mahantra izy, nefa aza iangarana koa ny manankarena.+ Tokony hanao ny rariny ianao rehefa mitsara ny namanao.

  • Isaia 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+

      Anaro ny mpampijaly,

      Arovy ny zon’ny kamboty ray,

      Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+

  • Ezekiela 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Maniratsira ray aman-dreny koa ny olona ao aminao.+ Ambakainy ny vahiny, ary ampijaliny ny kamboty ray sy ny mpitondratena.”’”+

  • Mika 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mitsiriritra saha sy tranon’olona izy ireo,+

      Dia maka an’ireny an-keriny.

      Manambaka lehilahy izy mba hahazoana ny tranony,+

      Sy mba hahazoana ny lovany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara