2 Mpanjaka 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy sahy nivoaka avy tao amin’ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta, satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona daholo izay rehetra an’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny Reniranon’i* Ejipta+ ka hatrany amin’ny Reniranon’i Eofrata.+
7 Tsy sahy nivoaka avy tao amin’ny taniny intsony ny mpanjakan’i Ejipta, satria nalain’ny mpanjakan’i Babylona daholo izay rehetra an’ny mpanjakan’i Ejipta,+ nanomboka teo amin’ny Reniranon’i* Ejipta+ ka hatrany amin’ny Reniranon’i Eofrata.+