-
Jeremia 2:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ry taranaka isany, diniho ny tenin’i Jehovah.
Lasa toy ny tany efitra ve aho ho an’ny Israely,
Sa toy ny tany ao anaty haizina mampahatahotra be?
Nahoana ny vahoakako no miteny hoe: ‘Afaka mandeha any amin’izay tianay izahay,
Ka tsy hiverina aminao intsony’?+
-