Deoteronomia 32:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nikomy i Jesorona* ka nandaka rehefa nihanatavy. —Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady lasa botrefona.+— Dia nahafoy an’ilay Andriamanitra nanao azy izy,+Ary nanao tsinontsinona an’ilay Vatolampy mpamonjy azy.
15 Nikomy i Jesorona* ka nandaka rehefa nihanatavy. —Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady lasa botrefona.+— Dia nahafoy an’ilay Andriamanitra nanao azy izy,+Ary nanao tsinontsinona an’ilay Vatolampy mpamonjy azy.